plt_tn/jer/09/15.md

330 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka momban'ny vahoakan'i Joda Yaveh.

Ary haeliko manerana ireo firenena izay tsy mbola fantatr'izy ireo

"Ary hanery azy ireo hiala eto Aho ary hiaina any amin'ny firenena samy hafa"

Handefa sabatra hamely azy ireo

DH: "Handefa tafika miaramila hiady amin'izy ireo Aho."