plt_tn/jer/08/11.md

555 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto ny tenin'Yaveh mahakasika ny vahoakan'i Joda.

Nanasitrana ny ratran'ireo vahoakako ... hoy Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 6:13.

halazo ny ravina

"ho maina ireo ravina"

ary izay nomeko azy ireo dia ho levona

Ny dikan'ilay Hebreo dia mbola manjavozavo. Ireo mety andikana azy dia 1) "nanome fampianarana ny oloko Aho, saingy tsy nankato ny fampianarana ny oloko" na 2) "noho izany, natolotro ho an'ireo fahavalony ireo olona ireo, ka afaka hanitsakitsaka azy ireo ny fahavalony."