plt_tn/jer/07/21.md

244 B

Hatovano amin'ireo soronareo sy ny hena avy aminy ireo fanatitra doranareo

Na dia nitaky sorona aza Yaveh, dia tsy nila ny soron'izy ireo intsony Izy satria nijanona mafy loha ireo olona taorian'ny nahatongavan'izy ireo tao amin'ny tempoly.