forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.4 KiB
Markdown
36 lines
1.4 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany Yaveh.
|
|
|
|
# Indro!
|
|
|
|
Ny teny "Indro" dia mampiseho fa tena manan-danja be ny fanontaniana manaraka.
|
|
|
|
# Ianareo dia matoky ireo teny fitaka izay tsy manampy anareo.
|
|
|
|
"Ianareo dia mihevitra fa hamonjy an'i Jerosalema Aho satria hiaro ny tempoliko. Saingy lainga izany!"
|
|
|
|
# Moa ve ianareo mangalatra, mamono, sy mijanganjanga?
|
|
|
|
"Ianareo dia mangalatra, mamono, ary mijangajanga"
|
|
|
|
# Mianiana amin'ny fitaka ve ianareo ary manolotra ditin-kazo manitra ho an'i Bala ary manaraka ireo andriamanin-kafa izay tsy mbola fantatrareo?
|
|
|
|
"Ianareo dia mandainga na any anaty fianiananareo aza ary manompo an'i Bala sy ireo andriamanin-kafa vaovao."
|
|
|
|
# Dia tonga hijoro eo anatrehako ato amin'ity trano ity izay nantsoina amin'ny anarako ve ianareo ary hiteny hoe: "Avotra izahay," mba ahafahanareo manao ireo fahavetavetana rehetra ireo?
|
|
|
|
"Dia nankato amin'ny tranoko ianareo ary niteny hoe "hamonjy anay Yaveh" ka nanohy nanao fahotana lehibe ianareo."
|
|
|
|
# Moa ve ity trano ity, izay mitondra ny anarako, zohin-jiolahy eo imasonareo?
|
|
|
|
"Ity rano ity dia ... zohin-jiolahy eo imasonareo!" na "Ianareo dia manao izay fieveranareo ny tranoko ... ho toerana izay hiafenan'ny Jiolahy!"
|
|
|
|
# zohin-jiolahy
|
|
|
|
"mpandroba" na "olona izay nangalatra zavatr'olon-kafa"
|
|
|
|
# izany no fanambaran'i Yaveh
|
|
|
|
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:8.
|