forked from WA-Catalog/plt_tn
825 B
825 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireo ny tenin'i Yaveh tamin'ireo vahoakan'i Joda.
manamboatra ny lalanareo tokoa ianareo sady manao ny tsara
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:3.
raha tena manatanteraka feno ny rariny ... ianareo
"raha mitondra ny olona araka ny rariny ianareo"
raha tsy manararaotra ilay mijanona ... ianareo
"manaja tsara ireo vahiny izay mijanona"
kamboty
ankizy izay maty ny rainy
aza mandatsa-dràn'olona tsy manan-tsiny
DH: "aza mamono olona tsy manan-tsiny."
aza manaraka
DH: "aza manompo"
ampahory ny tenanareo ihany
"mba tsy hisy zava-dratsy hitranga aminao"
ity toerana ity
Io dia manondro ny tanin'Israely izay misy tempoly ho ivony.
hamela anareo hitoetra
"hamela anao hiaina"
ary ho mandrakizay
"ary mandrakizay amin'ny fotoana ho avy"