plt_tn/jer/07/01.md

16 lines
306 B
Markdown

# Izao ny teny izay tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Yaveh
"izao no hafatra izay nalefan'i Yaveh tamin'i Jeremia"
# Izao ny teny
ilay hafatra izay homen'i Yaveh an'i Jeremia
# Mijoro ... ambarao
Yaveh dia nanome ireo baiko ireo tamin'i Jeremia.
# mba hanompo an'i Yaveh
"mba hanompoana an'i Yaveh"