plt_tn/jer/06/27.md

1.4 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

ho mpizaha ny vahoakako toy ny mpitsapa vy Aho

"ho olona izay hitsapa ny vahoakako Aho." Yaveh dia nampitahy an'i Jeremia amin'ny olona izay mitsapa volafotsy mba ahitana raha mifangaro izany na tsia. Ny olona dia tahaka ny volafotsy izay tsapain'i Jeremia ary ny otan'izy ireo no maloto ao anatin'ilay volafotsy.

hizaha

"hamantatra"

ny fomban'izy ireo

DH: "ny zavatra izay ataon'izy ireo."

izay miroso amin'ny fanendrikendrehana an'ireo hafa

"ary manendrikendrika ny olona hafa foana"

varahina sy vy

Tsy misy na iray amin'ireo karazam-by roa ireo ny volafotsy izay ilain'i Yaveh. Ny volafotsy dia mampiseho ny fahamarinana izay irian'i Yaveh. DH:" maloto sady ratsy fanahy."

Ireo fitsofana dia main'ny afo izay mandoro azy ireo; ny firaka dia levona anaty afo

Ny afo izay hanefena ny volafotsy dia tena mahamay ka mandoro ireo fitsofana. (Ny fitsofana dia fitoavana nampiasaina hitsofana rivotra eo amin'ny afo.) Ny mpanefy dia manampy firaka mba hanesorana ireo loto, saingy tsy nanana firaka intsony ilay mpanefy. Ireo fehezanteny ireo dia manamafy fa ilay mpanefy dia tena niasa mafy mba hanefena ilay volafotsy.

Nitohy ny fanefena teo amin'izy ireo

"nanohy nanefy ny mpanefy"

satria tsy mbola niala ny ratsy

DH: "satria tsy niala ilay ampahany ratsy."

Ho antsoina hoe volafotsy tsy lany ireo

DH: "ho antsoin'ny olona hoe 'volafotsy tsy misy vidiny' ireo.