plt_tn/jer/03/23.md

530 B

Ho avy eny amin'ireo havoana tokoa ireo lainga

Ny vahoaka dia nanantena fitarihana sy tombontsoa avy amin'ny fanompoan-tsampy saingy tsy nahita afa-tsy lainga.

Avelao izahay handry eo amin'ny fahamenarana. Andrakotra anay anie ny henatray

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy fa izy ireo dia mahafantatra ny fitondran-tena maha menatr'izy ireo. DH: "Avelao izahay ho afa-baraka tanteraka."

ny fotoan'ny fahatanoranay

"ny fiantombohan'ny firenena"

ny feon'i Yaveh

DH: "izay no lazain'i Yaveh"