plt_tn/jer/02/26.md

612 B

rehefa hita izy

"rehefa tratra izy"

izy ireo

"ny vahoaka"

Ireo no miteny amin'ny hazo hoe: 'Ianao no raiko', ary amin'ny vato hoe: 'Ianao no niteraka ahy.'

DH: "Ireo vahoaka ireo dia ireo izay miresaka amin'ny hazo voasikotra hoe: "Ianao no raiko," ary amin'ny vato voasikotra hoe: "ianao no niteraka."

Fa ny lamosin'izy ireo no manatrika ahy fa tsy ny tavan'izy ireo

DH: "nivadika tamiko izy ireo ary tsy nanompo Ahy" na "nitodika tamiko izy ireo ka tsy nahita afa-tsy ny lamosin'izy ireo Aho, fa tsy ny endrik'izy ireo"

Mitsangana ary vonjeo izahay

DH: "midina ry Yaveh ary vonjeo izahay."