plt_tn/jer/01/09.md

16 lines
372 B
Markdown

# efa napetrako eo am-bavanao ny teniko
DH: "nanome anao ny hafatro izay ho lazainao amin'ny vahoaka."
# hanongotra
misintona ilay hazo hiala amin'ny tany, mifanohitra amin'ny mamboly "hazo"
# handrodana
mifanohitra amin'ny "manangana"
# handringana sy handrava
Nampiasa ireo teny izay saika mitovy ny dikany ireo i Jeremia mba ampisehoana fa hitranga tokoa izany.