forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
520 B
Markdown
12 lines
520 B
Markdown
# Misy olona va eo aminareo mijaly amin'ny ady sarotra? Aoka izy hivavaka
|
|
|
|
"Raha misy mandalo olana, tokony hivavaka izy"
|
|
|
|
# Misy marary va eo anivonareo? Aoka izy hiantso
|
|
|
|
"Raha misy marary, dia tokony hiantso"
|
|
|
|
# Ny fivavakin'ny finoana dia hanasitrana ilay olona marary, ary ny Tompo hanangana azy
|
|
|
|
Rehefa mivavaka ho an'ny olona marary ny mpino, dia handre ny fivavak'izy ireo ny Tompo ary hanasitrana ireo olona ireo. DH: "Handre ireo mpino mivavaka amin'ny finoana ny Tompo, ary hanasitrana ilay olona marary Izy"
|