plt_tn/isa/66/10.md

432 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka momba an'i Jerosalema toy ny hoe reny ary ireo mponin'i Jerosalema toy ny hoe zaza vao teraka Yaveh. (Jereo: 66:7)

Fa hitaiza ianao ary ho afapo; hampiononina eo amin'ireo nonony ianao

Io dia midika fa ho toerana izay milamina sy fampiononana ny vahoakan'Andriamanitra i Jerosalema. DH: "Fa hahafa-po anareo amin'ny ronono izy; hampionona anareo amin'ny nonony izy"