plt_tn/isa/66/07.md

738 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

Fony mbola mihetsi-jaza izy, dia teraka; mialohan'ny fanaintainana ho eo aminy, dia niteraka zazalahy izy

Miresaka momba an'i Ziona toy ny hoe vehivavy izay efa hiteraka Yaveh. Na dia rava aza Ziona ary tsy monina ao intsony ny olona, dia mampanantena Yaveh fa ho tonga eo aminy tsy mitaredretra sy amin'ny ezaka kely Izy.

Iza no naheno zavatra toy izany? Iza no efa nahita zavatra toy izany? Moa ve ho teraka anaty andro iray ny tany? Afaka hiorina anatin'ny fotoana iray ny firenena?

Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanindriana fa tsy hanampaharoa izany tranga izany. Ireo fanontaniana ireo dia mampisy fieritreretana mandra-pahavoatonona an'i Ziona.