plt_tn/isa/66/01.md

399 B

Ny lanitra no seza fiandrianako, ary ny tany no fitoeran-tongotro

Mampitaha ny lanitra amin'ny seza fiandrianana sy ny tany amin'ny fitoeran-tongotra Yaveh mba hanindriana fa tena lehibe Izy.

aiza ary ny trano izay haorinao ho Ahy? Aiza ny toerana izay afahako miala sasatra?

Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanindriana fa tsy misy olombelona afaka manangana toerana mba hitoerany.