plt_tn/isa/65/03.md

16 lines
594 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka momba ny vahoakan'Israely Yaveh.
# any an-tsaha...biriky tanimanga
Ireo dia manondro ireo toerana izay hanompoan'ireo Kananita sampy. Ireo alitara masina dia natao tamin'ny biriky, izay noraran'i Yaveh tsy hanamboarana ny alitarany. Ireo alitaran'i Yaveh dia natao tamin'ny vato.
# Mipetraka eo amin'ny fasana izy ireo ary miambina mandritra ny alina tontolo
Io dia manondro ny fangatahana torohevitra amin'ny maty, fomba izay noraran'i Yaveh.
# mihinana henan-kisoa
Tsy namela ny vahoakan'Israely hihinana henan-kisoa Yaveh.