plt_tn/isa/63/15.md

697 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny ny vahoakan'Israely.

Aiza ireo zotom-ponao sy asanao mahery?

Mampiasa fanontaniana ny mpanoratra mba hanehoana ny fihetseham-po lalina ary voakasika izy satria toy ny hoe tsy nanampy azy ireo Andriamanitra. DH: "Tsy hitanay ny zotom-ponao sy ny asanao mahery!"

Ny famindram-ponao sy ireo asa fangorahanao dia mba nomena anay

DH: "Nitana ny indra-fonao sy ny fangorahanao taminay Ianao"

fa Abrahama tsy mahalala anay, ary Israely tsy mahafantatra anay

Ireo razamben'ny firenen'Israely ireo dia tsy hahavita hahalala ny taranak'izy ireo satria niova be tokoa izy ireo. "Abrahama" sy "Israely" dia manambara ny taloha efa lasa.