plt_tn/isa/63/11.md

505 B

Hoy izy ireo

"hoy izahay." Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Nampiditra ny tenany ho anisan'ny vahoaka Isaia.

izay nitondra azy ireo nivoaka avy tao amin'ny ranomasina

Ny tantaran'i Yaveh mahagaga izay nampisaraka ny ranon'ny Ranomasina Mena mba ahafahan'ireo Israelita niampita sy nandositra ny Egyptiana dia fampahalalana efa nihatra.

'ireo mpiandry ny ondry aman'osiny

Ny mpitarika matetika dia tondroina amin'ny hoe "mpiandry ondry." DH: "ireo mpitarika ny vahoakany"