plt_tn/isa/63/10.md

8 lines
196 B
Markdown

# Fa nikomy...izy ireo
"nefa nikomy isika." Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Nampiditra ny tenany ho anisan'ny vahoaka Isaia.
# Fanahiny Masina
"Ny Fanahy Masin'i Yaveh"