plt_tn/isa/62/11.md

767 B

Indro

"Jereo!"

ny faran'ny tany

Ireo toerana eto an-tany izay tena lavitra dia resahina toy ny hoe toerana izay iafaran'ny tany ireo. Miendrika fampisainana sy manondro ny toerana rehetra amin'ny faran'ny tany io andianteny io. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 40:27. DH: "ireo toerana lavitra indrindra eto an-tany" na "ny tany manontolo''

zanaka vavin'i Ziona

Ny "zanaka vavy" dia manambara ny vahoakan'i Jerosalema (Ziona). Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

Jereo, miaraka aminy ny valisoany, ary mandeha eo anoloany ny valin-kasasarany

Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany mba hanindriana. Jereo ny nandikanao izany andianteny izany ihany tao amin'ny 40:9.

ianao dia ho antsoina

DH: "hiantso anareo izy ireo"