plt_tn/isa/62/10.md

798 B

Mivoaha, mivoaha amin'ny vavahady

Ny teny hoe ''mivoaha" dia naverina mba hanehoana hamehana.

Amboary izany, amboary ny lalam-be

Ny teny hoe "amboary" dia naverina mba hanindriana fa tian'i Yaveh homanina haingana ny lalana. Ny "lalambe" dia manambara ny lalana izay azon'ny olona iverenana. Io dia mitovy amin'ny ao amin'ny 40:3 sy 57:14.

Raofy ny vato

"Alao ny vato eny amin'ny lalana mba halama tsara izany." Ny vato dia manambara ireo sakana rehetra amin'ny fandehanana faingana.

Atsangano ny faneva famantarana ho hitan'ireo firenena

Ny faneva famantarana dia manambara zavatra mba hisarihana ny sain'ny hafa. Io dia midika fa niantso ny olon'ireo firenena hafa mba hahatsikaritra ny tanin'ny Israely sy hahita izay efa notanterahin'i Yaveh araka izay nolazainy fa hatao Yaveh.