plt_tn/isa/62/08.md

756 B

tamin'ny tanany ankavanana sy tamin'ny sandrin'ny heriny

Ny tanana havanana sy ny sandry dia manambara ny hery sy fahefana. DH: "tamin'ny hery sy fahefany"

Azo antoka fa tsy hanome ny varinareo ho sakafon'ireo fahavalonareo intsony Aho

Io dia midika fa tsy hamela ireo fahavalo handresy ny vahoakan'Israely sy haka ny varin'izy ireo intsony Yaveh. Mety naka ny vary mba ho hetra na mba hamahanana ireo tafiny ireo fahavalo taloha.

tsy hanome ny varinareo ho sakafon'ireo fahavalonareo intsony Aho...Ireo vahiny dia tsy hisotro ny divay vaovaonareo

Ireo fehezanteny ireo dia natambatra mba hanindriana sy hanampiana.

ireo izay mijinja ny vary...ireo izay mioty ny voaloboka

Ireo fehezanteny ireo dia natambatra mba hanindriana sy hanampiana.