plt_tn/isa/62/01.md

650 B

Nohon'ny amin'i Ziona dia tsy hangina aho, ary nohon'ny amin'i Jerosalema dia tsy hikombom-bava aho

Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Eto ny hoe "Ziona" sy "Jerosalema" dia samy manambara ny olona izay monina ao Jerosalema avokoa. DH: "Fa nohon'ny vahoakan'i Jerosalema dia tsy hangina Aho"

tsy hangina aho

Io dia tahaka ny hoe manondro an'i Isaia ny hoe "aho"

mandra-pivoahan'ny fahamarinana mamirapiratra, ary ny famonjeny toy ny fanilo mirehitra

Ireo fanambarana ireo dia samy manome antoka ny olona fa ho tonga tokoa Andriamanitra ary hanavotra ny vahoakan'Israely ary fa ho tahaka ny fisehon'ny hazavana izany.