plt_tn/isa/60/01.md

437 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia.

Mitsangàna, mamirapirata; fa tonga ny fahazavanao, ary efa nisandratra taminao ny voninahitr'i Yaveh

Io dia manondro ireo zavatra be voninahitra izay nomen'i Yaveh ny mponin'i Jerosalema. Ankehitriny izy ireo dia maneho izany voninahitra izany amin'ny alalan'izay ataon'izy ireo sy izay lazainy ary ny fananana fanantenana amin'ny hoavy.