forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
532 B
Markdown
12 lines
532 B
Markdown
# Mitafy fahamarinana ho saron-tratra Izy ary aro-loha famonjena eo amin'ny lohany. Nitafy akanjo valifaty izy ary nanao ny zotom-po ho aron'akanjo
|
|
|
|
Ny "saron-tratra", "aro-loha", "akanjo", ary "aron'akanjo" dia fitafiana hanaovana amin'ny ady. Manoritsoritra an'i Yaveh ho nanao ireo zavatra ireo mba hanasaziana ny vahoakany Isaia.
|
|
|
|
# aron'akanjo
|
|
|
|
akanjo lava mivaha, mirebareba
|
|
|
|
# Novaliany noho izay vitany izy ireo
|
|
|
|
Manoritsoritra ny tranga hoavy toy ny hoe efa nitranga tany aloha Isaia. Midika izany fa hitranga tokoa izany.
|