plt_tn/isa/58/13.md

510 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

mamily ny tongotrao tsy handeha amin'ny andro Sabata ianao, ary tsy hanao ny fahafinaretanao manokana amin'ny androko masina

Eto ny "tongotra" dia manondro ny fandehanana sy ny fiasana izay nataon'ny olona tamin'ireo andro hafa. Tsy namela ny handehanana lavitra na hiasana amin'ny andro fitsaharana Andriamanitra. DH: "nijanona tsy nandeha ary tsy nanao izay tiako hatao amin'ny Sabata, androko masina ianareo"