plt_tn/isa/58/03.md

274 B

'Nahoana izahay no nifady hanina' hoy izy ireo, 'kanefa tsy hitanao izany? Nahoana izahay no nanetry tena, kanefa tsy tsikaritrao?'

Mampiasa ireo fanontaniana ireo ny vahoakan'Israely mba hitarainana amin'Andriamanitra fa tsapan'izy ireo toa tsy miraharaha azy ireo Izy.