plt_tn/isa/57/11.md

712 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh.

Iza no ahianareo? Iza no atahoranareo mafy ka nahatonga anareo hamitaka...Ahy ianareo?

Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hibedesana ny olona. DH: "Tsy maintsy matahotra ireo sampy ireo satria tena mamitaka tokoa ianareo...Ahy ianareo!"

ka tsy nahatsiaro na niheritreritra Ahy ianareo

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry fa, na dia tokony hahatsiaro an'i Yaveh aza izy ireo, dia tsy nahatsiaro.

Hanambara ireo asa marinareo sy hilaza izay rehetra efa nataonareo Aho

Maneso Yaveh, ary miantso ireo asa ratsy sy miantso ny fahamarinana.