plt_tn/isa/54/04.md

503 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.

hanadino ny henatry ny hatanoranao sy ny fahafaham-barakan'ny fandaozana anao ianao

Yaveh milaza amin'ny olona fa tsy hihevitra na dia ny momba ny henatra izay nianjady tamin'izy ireo rehefa nandresy azy ireo ny fahavalo dia resahina toy ny hoe milaza amin'ilay vehivavy mba tsy hihevitra intsony ny henatra izay nianjady taminy tamin'ny tsy fananany anaka sy tamin'ny nandaozan'ny vadiny azy Yaveh.