plt_tn/isa/54/02.md

727 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.

Ataovy lehibe kokoa ny lainareo...hamafiso ny tsato-kazonareo

Io dia manohy ny sarinteny izay nanomboka tao amin'ny 54:1. Ny filazan'i Yaveh ny vahoakan'i Jerosalema mba hiomana satria nampitombo be ny olon'izy ireo Izy dia resahina toy ny hoe milaza amin'ny vehivavy mba hanao ny lainy ho lehibe mba hanaovana efitrano ho an'ny zaza maro Izy.

Fa hiely...ianao

Eto ny hoe "ianao" dia manondro ilay vehivavy momba. Izy dia manambara ireo taranany rehetra. DH: "Fa hiely ianao sy ny taranakao"

handresy ireo firenena

Eto ny hoe "firenena" dia manambara ny vahoaka. DH: "handresy ny vahoaka ao amin'ireo firenena hafa"