plt_tn/isa/49/24.md

853 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'i Ziona toy ny hoe vehivavy Yaveh.

Moa ve afaka alaina amin'ireo mpiady ireo voasambotra, na ho voavonjy amin'ny hasiahana ireo babo?

Mampiasa fanontaniana mba hanehoana ny hasarotry ny fakana zavatra amin'ny miaramila mahery na mpiady tena mahery Isaia. DH: "Tsy misy olona afaka maka ireo voasambotra amin'ny mpiady na manavotra ireo babo amin'ny hasiahan'ireo miaramila."

ireo voasambotra

zavatra sarobidy nalaina tamin'ireo resy an'ady

halaina amin'ny mpiady ireo babo, ary ho voavonjy ireo voasambotra

Milaza Yaveh fa hanao izay tena tsy hain'ny olona atao Izy. DH: "Haka ireo babo amin'ny mpiady, sy hanavotra ireo voasambotra Aho"

hanohitra...hanavotra ireo zanakao

Ny vahoaka izay nipetraka tany Ziona dia resahin'i Yaveh toy ny hoe zanaky ny tanàna izy ireo.