plt_tn/isa/49/22.md

773 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'i Ziona toy ny hoe vehivavy Yaveh. Manazava ny fomba hahazoany zaza maro be Izy.

hanandratra ny tanako amin'ireo firenena Aho; hanandratra ny fanevako amin'ireo vahoaka Aho

Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. DH: "Hanandratra ny tanako ary hanome famantarana amin'ny faneva ho an'ny olon'ireo firenena mba ho tonga Aho"

Hitondra ireo zanakao lahy ho eo an-tsandriny sy ireo zanakao vavy ho eo an-tsorony izy ireo

Ny vahoaka izay niverina nipetraka tany Jerosalema dia resahin'i Yaveh toy ny hoe zanaky ny tanàna izy ireo. Miresaka ny vahoakan'ireo firenena manampy ireo Israelita mba hiverina any Jerosalema toy ny hoe nilanja ireo Israelita ihany koa Izy.