plt_tn/isa/49/10.md

20 lines
971 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# Tsy...izy ireo
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Andriamanitra.
# ary tsy hamely azy ireo ny hafanana sy ny masoandro
Eto ny teny hoe "hafanana" dia manoritsoritra ny teny hoe "masoandro". Ny olona mijaly nohon'ny hafanan'ny masoandro dia resahina toy ny hoe namely azy ireo ny hafanana. DH: "ary tsy hijaly nohon'ny hafanan'ny masoandro izy ireo"
# fa Izy izay manana famindram-po amin'izy ireo...hitarika azy ireo
Ny fiarovana ny vahoaka sy ny fiahiana azy ireo dia resahiny toy ny hoe mpiandry azy ireo Izy. DH: "Izaho, ilay iray izay manana famindram-po amin'izy ireo...hitarika azy ireo"
# hataoko lalana avokoa ireo tendrombohitro rehetra ho lalana, ary hanarina ireo lalam-beko Aho
Ny fitarihana ny vahoakany am-pilaminana sy ny fanalana ireo sakana amin'ny lalan'izy ireo dia resahin'i Yaveh toy ny hoe namadika ireo tendrombohitra ho lalana ary nanarina ireo lalambe Izy.