plt_tn/isa/48/17.md

988 B

Mpanavotra anao...Andriamanitrao

Eto ny hoe "anao" dia manondro ny vahoakan'Israely.

Mpanavotra

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 41:14 io.

Iray Masin'Israely

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io.

izay mitarika anao amin'ny lalana izay tokony alehanao

Ny fampianaran'i Yaveh ny olona ny fomba tokony iainan'izy ireo dia resahina toy ny hoe nitarika azy ireo mba handeha amin'ny lala-marina Izy.

Raha mba nankatoa ireo didiko mantsy ianao

Manoritsoritra ny zavatra izay mety nitranga nefa tsy nitranga Yaveh.

Dia hikoriana toy ny ony ny fiadananao sy fanambinanao, ary toy ireo onjan-dranomasina ny famonjenao

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Ny fiainan'ny Israely fitahiana be dia be dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nikoriana tahaka ny rano ireo fitahiana ireo.

toy ireo onjan-dranomasina ny famonjenao

Ny matoanteny dia afaka ampiana avy amin'ny andianteny teo aloha. DH: "hikoriana tahaka ny onjan-dranomasina ny famonjenao"