plt_tn/isa/47/14.md

16 lines
710 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mbola manohy miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka ihany Yaveh.
# ho lasa mololo izy ireo. Handoro azy ireo ny afo
Mampitaha ireo mpanao ody sy ireo mpamosavy amin'ny mololo izay may faingana ao anaty afo Yaveh. Midika izany fa handringana azy ireo mora foana tahaka ny handoran'ny afo ny mololo Yaveh, ary mba ho tsy manan-kery hanavotra an'i Babylona ireo.
# tanan'ny lelan'afo
Eto ny hoe "tanana" dia manambara hery. DH: "ny herin'ny lelafo"
# Tsy misy vain'afo hanafana azy ireo ary tsy hipetraka akaikin'ny afo izy ireo
Manindry Yaveh fa afo mandringana izay tsy ilay iray izay hampiasain'ny olona hamindroana izany.