plt_tn/isa/47/12.md

373 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola manohy miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka ihany Yaveh.

Mahareta amin'ny fanaovanareo fanozonana...mety hatahotra loza ianareo

Maneso an'i Babylona amin'ny filazana azy mba hanohy hanao ny famosaviany mba hanalana ireo zavatra ratsy Yaveh, nefa fantany fa tsy hanampy azy izany.