forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka an'i Babylona momba ny fianjerany toy ny hoe mpanjakavavy izay afa-baraka ihany Yaveh.
|
|
|
|
# Tezitra tamin'ny vahoako Aho
|
|
|
|
Eto ny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh.
|
|
|
|
# nandoto ny lovako Aho
|
|
|
|
Ny vahoakan'Israely izay fananany manokana dia resahin'i Yaveh toy ny hoe lovany izy ireo. DH: "Nandoto ny oloko, izay fananako manokana Aho"
|
|
|
|
# nanome ireo ho eo an-tananareo
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "tanana" dia manambara ny fahefan'i Babylona na ny fifehezany. DH: "Nametraka azy ireo tao ambany fahefanareo Aho"
|
|
|
|
# nametraka zioga mavesatra tamin'ny antitra ianareo
|
|
|
|
Ny fampijalian'ireo Babyloniana ny olona antitra dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nitondra ny antitra tahaka ny biby fiompy ary nametraka zioga mavesatra teo amin'ny hatony izy ireo.
|
|
|
|
# Hanapaka mandrakizay tahaka ny fiandrianan'ny mpanjakavavy aho
|
|
|
|
Ny fanapahana hatrany eo amin'ireo firenena maro dia resahin'i Babylona toy ny hoe mpanjakavavy izay hanapaka mandrakizay izy.
|
|
|
|
# Tsy nandray ireo zavatra ireo tamin'ny fo ianareo
|
|
|
|
Ny fiheverena tsara momba ny zavatra iray dia resahin'i Yaveh toy ny hoe fametrahana izany zavatra izany ao am-pon'ny olona. DH: "Tsy nihevitra ireo zavatra ireo ianareo"
|