plt_tn/isa/46/10.md

791 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakany Yaveh.

Ambarako any am-piandohana ny fiafarana, ary mialohan'izay mbola tsy niseho

Io dia mamerina hevitra iray ihany amin'ny ankapobeny mba hanindriana. Ny matoanteny avy ao amin'ny andianteny voalohany dia azo anampiana ny faharoa. DH: "Ambarako any am-piandohana ny fiafarana, ary ambarako mialohan'izay mbola tsy niseho"

Antsoiko avy any atsinanana ny vorona mpiremby

Kyrosy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe "vorona mpiremby". Tahaka ny vorona izay misambotra malaky ny hazany, no hanatanterahan'i Kyrosy faingana ny tanjon'i Yaveh dia ny handresy ireo firenena izany.

efa nolazaiko; ka ho tanterahiko; efa natolotro, ka hataoko ihany koa izany

Io dia mamerina hevitra iray ihany mba hanindriana.