forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
467 B
Markdown
16 lines
467 B
Markdown
# Ny fidiram-bolan'i Egypta sy ny entam-barotr'i Etiopia mbamin'ireo Sabeana, izay olona lava ranjanana, dia ho entina eo aminao
|
|
|
|
DH: "Ny olon'i Egypta, Etiopia, ary ireo olon'i Seba lava ranjanana, dia hitondra eo aminao ny fidiram-bolan'izy ireo sy ny entam-barotr'izy ireo"
|
|
|
|
# Ny fidiram-bolan'i Egypta
|
|
|
|
"Ny tombony izay azon'i Egypta"
|
|
|
|
# Sabeana
|
|
|
|
Ireo dia olona avy amin'ny firenen'i Seba.
|
|
|
|
# eo aminao
|
|
|
|
Eto ny hoe "aminao" dia manondro ny vahoakan'i Jerosalema.
|