plt_tn/isa/45/11.md

575 B

Iray Masin'Israely

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io andianteny io.

Nahoana ianao no mametra-panontaniana ny amin'izay ataoko ho an'ny zanako? Miteny amiko izay tokony hatao mahakasika ny asan'ny tanako ve ianao?

Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hibedesana ireo izay miady hevitra Aminy momba izay ataony. DH: "Aza manontany Ahy momba izay ataoko ho an'ny zanako. Aza miteny Amiko...tanako."

ny zanako

Io dia manondro ny vahoakan'Israely.

ny asan'ny tanako

Eto ny teny hoe "tanana" dia manambara an'i Yaveh. DH: "ireo zavatra izay nataoko"