plt_tn/isa/45/09.md

731 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

vilany tany hafa eo amin'ny tany ihany

Miresaka ny tenany toy ny hoe mpanefy tanimanga Yaveh, ary ny olona izay hiady hevitra Aminy toy ny hoe vilany tanimanga avokoa izany olona izany sy ny olombelona rehetra. DH: "tahaka ny poti-bilany iray eo amin'ny poti-bilany hafa niparitaka tamin'ny tany"

vilany tany

Ireo mety ho heviny dia 1) "vilany tanimanga" na 2) "poti-bilany tanimanga izay vaky."

Moa ve ny tanimanga mba miteny amin'ny mpanefy tanimanga...izany ny asanao'?

Mametraka io fanontaniana io Yaveh mba hibedesana ireo izay miady hevitra Aminy momba izay ataony. DH: "Tsy tokony hilaza amin'ny mpanefy vilany ny tanimanga...izany ny asanao!"'