plt_tn/isa/44/19.md

532 B

Ankehitriny, tokony hanao...zavatra maharikoriko amin'ny hazo hafa sasany mba ho tompoina ve aho? Tokony hiankohoka amin'ny vatan-kazo ve aho?'

Milaza Yaveh fa ireo olona ireo dia tsy tokony manontany tena amin'ireo fanontaniana fampisainana ireo. Ireo fanontaniana ireo dia miandry valiny ratsy ary manindry ny hadalan'ny olona amin'ny fanaovana ireo zavatra ireo. Afaka adika ho fehezanteny ireo fanontaniana ireo. DH: "Tsy tokony hanao...zavatra maharikoriko mba hotompoina aho. Tsy tokony miankohoka amin'ny vatan-kazo aho."