plt_tn/isa/44/18.md

12 lines
392 B
Markdown

# fa jamba ny mason'izy ireo ka tsy mahita
Ireo izay tsy mahatakatra ny hadalan'ny fanompoan-tsampy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe jamba.
# fa jamba ny mason'izy ireo
Eto ny "mason'izy ireo" dia manambara ilay olona manontolo. DH: "fa jamba izy ireo"
# tsy mahalala ny fon'izy ireo
Eto ny teny hoe "fo" dia manambara ny eritreritra sy ny hevitry ny olona. DH: "tsy mahatakatra izy ireo"