plt_tn/isa/44/06.md

444 B

Mpanavotra azy

"Mpanavotr'Israely"

Yaveh tompon'ny maro

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:9 ihany io.

Izaho no voalohany, ary Izaho no farany

Io andianteny io dia manindry ny maha-mandrakizay an'i Yaveh. Ireo mety ho heviny dia 1) "Izaho no ilay izay nanomboka ny zavatra rehetra, ary Izaho no ilay izay mamarana ny zavatra rehetra na 2) "Izaho no ilay izay velona mandrakariva, ary Izaho no ilay izay ho velona mandrakariva."