plt_tn/isa/43/18.md

614 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

Aza mieritreritra momba ireny zavatra taloha ireny, na mahatsiaro ireo zavatra taloha efa ela.

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry fa tsy tokony hatahotra momba izay nitranga tany aloha izy ireo.

Indro

Io dia fomba fiteny. DH: "Henoy" na "Tandremo"

tsy mahalala izany ve ianareo?

Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hampianarana ny vahoakan'Israely. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "tena nahalala izany tokoa ianareo."