plt_tn/isa/43/16.md

734 B

izay nanokatra lalana...tahaka ny lahin-jiro

Amin'ireto andininy ireto, dia miresaka ireo tranga manaraka ny fifindrana avy any Egypta, rehefa nizara ny ranomasina mba hamelana ireo Israelita mamakivaky tany maina nefa nandrendrika ny tafika Egyptiana avy eo i Isaia. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava.

Niara-lavo izy ireo; tsy hitsangana intsony izy ireo

Ny fahafatesana dia resahina toy ny hoe lavo tamin'ny tany. DH: "Maty avokoa izy rehetra; tsy ho velona intsony izy ireo"

maty izy ireo, mitsilopilopy tahaka ny lahin-jiro

Ny fahafatesan'ny olona dia resahina toy ny hoe lahin-jiro mirehitra izay novonoin'ny olona. DH: "tapitra, tahaka ny olona mamono ny lelafon'ny lahin-jiro ny ain'izy ireo"