plt_tn/isa/40/15.md

689 B

Indro...indro

Ireo teny ireo dia manindry izay manaraka eo.

ireo firenena dia toy ny rano indray mitete anaty siny, ary noraisina toy ny vovoka eo ambonin'ny fandanjana

Mampitaha ireo firenena amin'ny rano mitete sy amin'ny vovoka ny mpanoratra mba hanindriana ny hakely sy ny tsy fisian-dikan'izy ireo amin'i Yaveh.

toy ny rano indray mitete anaty siny

Ireo mety ho heviny dia 1) rano mitete izay latsaka ao anaty siny na 2) rano mitete izay mivoaka avy ao anaty siny.

ary noraisina toy ny vovoka eo ambonin'ny fandanjana

DH: "ary noraisin'i Yaveh ho tahaka ny vovoka eo amin'ny mizana izy ireo"

noraisiny toy ny tsy misy ireo

DH: "noraisiny toy ny tsinontsinona ireo"