plt_tn/isa/40/11.md

240 B

Hamahana ny ondry aman'osiny toy ny mpiandry ondry Izy

Ny mpanoratra dia miresaka ny vahoakan'i Yaveh toy ny hoe ondry ary Yaveh ho toy ny mpiandry azy ireo. DH: "Hikarakara ny vahoakany tahaka ny mpiandry ondry mamahana ny ondriny Izy"