plt_tn/isa/39/03.md

651 B

Hitan'izy ireo avokoa ny zavatra rehetra tao an-tranoko. Tsy nisy zavatra tamin'ireo zavatro sarobidy ka tsy nasehoko azy ireo

Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiasaina miaraka mba hanindriana hoe toy ny ahoana ny habetsahan'izay nasehoan'i Hezekia an'ireo lehilahy.

ny zavatra rehetra tao an-tranoko

Io dia itatra kely toy ny hoe naneho azy ireo zavatra maro Hezekia, fa tsy ny zavatra rehetra akory. DH: "saika ny zavatra rehetra tao an-tranoko"

Tsy nisy zavatra tamin'ireo zavatro sarobidy ka tsy nasehoko azy ireo

DH: "Nasehoko azy ireo avokoa ny zavatra sarobidy rehetra tao an-dapako"