plt_tn/isa/36/04.md

936 B

Niteny tamin'izy ireo

"Niteny tamin'i Eliakima, Sebna, ary Joa"

Inona ny loharanon'ny tokinareo?

Mampiasa io fanontaniana io ny mpanjakan'i Asyria mba hifanamby amin'i Hezekia sy hilazana fa tsy manana loharanon-toky tsara izy. Afaka soratana ho fehezanteny io fanontaniana io. DH: "Tsy manana loharanon-toky azo antoka ianareo."

milaza fa misy torohevitra sy hery amin'ny ady

Mampiasa io fanontaniana io ny mpanjakan'i Asyria mba hifanamby amin'i Hezekia sy hilazana fa tsy manana loharanon-toky tsara izy. Afaka soratana ho fehezanteny io. DH: "Tsy manana loharanon-toky azo antoka ianareo."

Ankehitriny iza no itokianareo? Iza no namporisika anareo hikomy amiko?

Mampiasa io fanontaniana io ny mpanjakan'i Asyria mba hanesoana an'i Hezekia tamin'ny finoany fa manana hery mba hikomiana izy. Afaka soratana ho fehezanteny io fanontaniana io. DH: "Na iza na iza itokianao, dia tsy hanana risi-po mba hikomy amiko ianao"