forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
973 B
Markdown
20 lines
973 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda i Isaia.
|
|
|
|
# Ampaherezo ny tanana miraviravy, ary atanjaho ireo lohalika mangovitra
|
|
|
|
Ny teny hoe "tanana miraviravy" sy "lohalika mangovitra" dia manambara olona izay matahotra. DH: "Ampaherezo ireo izay miraviravy tanana sy ireo izay mangovitry ny tahotra ny lohaliny"
|
|
|
|
# ireo reraka am-po
|
|
|
|
Eto ny olona dia tondroina amin'ny fon'izy ireo, izay manindry ny fihetseham-pon'izy ireo. DH: "ho an'ireo izay matahotra"
|
|
|
|
# Indro
|
|
|
|
Io dia fomba fiteny. Io teny io eto dia nampiasaina mba hisarihana ny sain'ireo mpihaino ny amin'izay lazaina manaraka eo. DH: "Henoy"
|
|
|
|
# ho avy miaraka amin'ny famaliana, dia ny famalian'Andriamanitra
|
|
|
|
Afaka ovaina ny teny ka hambara amin'ny matoanteny hoe "manasazy" ny anarana hoe "famaliana". Ny teny hoe "famaliana" dia manindry fa hanasazy ireo fahavalon'i Joda Andriamanitra. DH: "hanasazy ireo fahavalonareo ny amin'izay nataon'izy ireo taminareo ny Andriamanitrareo"
|